10 Fa tamintsika no nampihariharian’Andriamanitra an’izany+ tamin’ny alalan’ny fanahiny.+ Ny fanahy mantsy mikaroka ao anatin’ny zava-drehetra, na dia ny zava-dalin’Andriamanitra aza.+
12 Isika tsy nandray ny toe-tsain’izao tontolo izao,* fa ny fanahy avy amin’Andriamanitra,+ mba hahafantarantsika ny zavatra nomen’Andriamanitra antsika noho izy tsara fanahy.