-
Matio 9:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana hamela heloka eto an-tany ny Zanak’olona...” Dia hoy izy tamin’ilay malemy: “Mitsangàna, batao ny fandriananao, dia mandehana mody.”+
-
-
Lioka 5:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana hamela heloka eto an-tany ny Zanak’olona...” Dia hoy izy tamin’ilay lehilahy malemy: “Izao no lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao, ary mandehana mody.”+
-