FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 6:47-51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Efa hariva be ny andro, ary teny afovoan’ny ranomasina ilay sambokely, fa izy kosa irery teny an-tanety.+ 48 Avy eo dia hitany fa sahirana mafy nivoy ny mpianany, satria notoherin’ny rivotra ilay sambo. Dia nandeha teo ambony ranomasina izy nanatona an’ireo, tokony ho tamin’ny fotoam-piambenana fahefatra tamin’ny alina.* Ary hoatran’ny hoe* hisongona an’ireo izy. 49 Vao nahita azy nandeha teo ambony ranomasina izy ireo, dia nieritreritra hoe: “Misy zavatra hafahafa iny!”* Dia niantsoantso mafy izy ireo, 50 satria nahita azy daholo izy rehetra ka natahotra. Tonga dia niteny tamin’izy ireo anefa izy hoe: “Mahereza fa izaho ihany ity! Aza matahotra.”+ 51 Niakatra tao an-tsambokely izy avy eo, ary nitsahatra ny rivotra. Dia gaga be izy ireo,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara