Jaona 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 fa izay misotro ny rano homeko azy kosa tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Fa ho loharano miboiboika ao anatiny ilay rano homeko azy, ka hanome azy fiainana mandrakizay.”+ Jaona 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,*+ fa fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana omen’Andriamanitra.
14 fa izay misotro ny rano homeko azy kosa tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Fa ho loharano miboiboika ao anatiny ilay rano homeko azy, ka hanome azy fiainana mandrakizay.”+
23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,*+ fa fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana omen’Andriamanitra.