6 Olona roa na telo no mijoro ho vavolombelona,+ vao azo vonoina ho faty ny olona mendrika ho faty. Tsy azo vonoina ho faty noho ny tenin’ny vavolombelona iray ihany izy.+
15 “Raha vavolombelona iray ihany, dia tsy mahazo miampanga* olon-kafa hoe nanao diso na nanota.+ Ny tenin’ny* vavolombelona roa na telo no ahazoana antoka hoe mitombina ny zavatra iray.+