-
Jaona 8:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Voasoratra ao amin’ny Lalànareo koa hoe: ‘Marina ny tenin’ny vavolombelona roa.’+
-
-
1 Timoty 5:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Aza ekena izay zavatra iampangana ny anti-panahy, raha tsy misy porofo avy amin’ny vavolombelona roa na telo.+
-
-
Hebreo 10:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Izay tsy niraharaha ny Lalàn’i Mosesy dia novonoina ho faty tsy nananana antra, noho ny tenin’ny vavolombelona roa na telo.+
-