FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tatỳ aoriana, dia tonga nitory+ tany an-tany efitr’i Jodia i Jaona+ Mpanao Batisa.

  • Matio 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izy, raha ny marina, ilay nolazaina tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany+ hoe: “Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah!* Ataovy mahitsy ny lalany.’”+

  • Marka 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah!* Ataovy mahitsy ny lalany.’”+

  • Lioka 1:67
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 67 Dia feno fanahy masina i Zakaria rainy, ka naminany hoe:

  • Lioka 1:76
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 76 Fa ianao kosa, ry zanako, dia hantsoina hoe mpaminanin’ny Avo Indrindra, satria handeha eo alohan’i Jehovah* ianao mba hanomana ny lalany,+

  • Lioka 3:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Lasa àry izy nankany amin’ny faritra rehetra manodidina ny Reniranon’i Jordana. Nitory izy hoe tokony hatao batisa ny olona mba hampisehoana fa efa nibebaka izy ireo, dia ho voavela ny helony,+ 4 araka ny voasoratra ao amin’ny boky misy ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah!* Ataovy mahitsy ny lalany.+

  • Lioka 7:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa izao no voasoratra momba azy: ‘Halefako mialoha anao* ilay olona irahiko, izay hanomana ny lalana halehanao.’+ 28 Lazaiko aminareo fa amin’izay nateraky ny vehivavy, dia mbola tsy misy lehibe noho i Jaona. Mbola lehibe noho izy anefa izay kely indrindra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara