Marka 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no nosoratan’i Isaia mpaminany: “—Halefako mialoha anao* ilay olona irahiko, izay hanomana ny lalanao.+— Jaona 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy izy: “Izaho ilay miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Ataovy mahitsy ny lalana halehan’i Jehovah’,*+ araka ny nolazain’i Isaia mpaminany.”+
2 Izao no nosoratan’i Isaia mpaminany: “—Halefako mialoha anao* ilay olona irahiko, izay hanomana ny lalanao.+—
23 Dia hoy izy: “Izaho ilay miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Ataovy mahitsy ny lalana halehan’i Jehovah’,*+ araka ny nolazain’i Isaia mpaminany.”+