Jaona 4:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy mino angaha ianao hoe izaho tafaray amin’ny Ray, ary ny Ray tafaray amiko?+ Tsy ny hevitro fotsiny no lazaiko aminareo,+ fa ny Ray izay tafaray foana amiko no manao ny asany. Hebreo 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly mihoatra noho ireo namanao.”+
10 Tsy mino angaha ianao hoe izaho tafaray amin’ny Ray, ary ny Ray tafaray amiko?+ Tsy ny hevitro fotsiny no lazaiko aminareo,+ fa ny Ray izay tafaray foana amiko no manao ny asany.
9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly mihoatra noho ireo namanao.”+