-
Marka 8:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia notantanany ilay lehilahy ka nentiny nankany ivelan’ny tanàna. Rehefa avy nororany ny masony,+ dia nametrahany tanana izy sady nanontaniany hoe: “Mahita zavatra ve ianao?”
-