-
Jaona 21:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hoy izy fanintelony: “Simona zanak’i Jaona, miraiki-po amiko ve ianao?” Dia nalahelo i Petera noho izy nanontany fanintelony hoe: “Miraiki-po amiko ve ianao?” Hoy àry izy: “Tompo ô, mahalala ny zava-drehetra ianao. Fantatrao fa miraiki-po aminao aho.” Hoy i Jesosy: “Fahano àry ny ondrikeliko.+
-