Asan’ny Apostoly 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy i Paoly: “Nanao batisa i Jaona mba hampisehoan’ny olona fa efa nibebaka izy ireo.+ Nilaza tamin’ny olona izy mba hino an’ilay ho tonga ao aorianany,+ dia i Jesosy.”
4 Ary hoy i Paoly: “Nanao batisa i Jaona mba hampisehoan’ny olona fa efa nibebaka izy ireo.+ Nilaza tamin’ny olona izy mba hino an’ilay ho tonga ao aorianany,+ dia i Jesosy.”