-
Asan’ny Apostoly 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 I Jaona mantsy nanao batisa tamin’ny rano, fa ianareo kosa hatao batisa amin’ny fanahy masina,+ rehefa afaka andro vitsivitsy.”
-
-
Asan’ny Apostoly 2:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Niaraka teo amin’ny toerana iray daholo izy rehetra, tamin’ny Fetin’ny Pentekosta.+
-