FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 14:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nasainy naka toerana teo amin’ny bozaka ny vahoaka. Nalainy avy eo ireo mofo dimy sy trondro roa ireo, ka nitraka nijery ny lanitra izy dia nivavaka.+ Dia notapahiny ireo mofo, dia nomeny an’ireo mpianatra, ary ny mpianatra indray nizara an’ilay izy tamin’ny vahoaka.

  • Marka 7:34, 35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary nijery ny lanitra izy sady nisento lalina, ka niteny tamin’ilay lehilahy hoe: “Efata”, izany hoe: “Misokafa.” 35 Tonga dia lasa nandre+ ilay lehilahy,* ary tsy niraiki-dela intsony izy ka nanomboka nahay niteny tsara.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara