Jaona 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 12 Hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao tontolo izao.+ Izay manaraka ahy dia tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy, fa hanana ny fahazavana+ manome fiainana.”
8 12 Hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao tontolo izao.+ Izay manaraka ahy dia tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy, fa hanana ny fahazavana+ manome fiainana.”