Matio 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izao koa no lazaiko aminao: Ianao no Petera,+ ary eto ambonin’ity vatolampy ity+ no haoriko ny fiangonako, ka tsy haharesy azy ny vavahadin’ny Fasana.*
18 Izao koa no lazaiko aminao: Ianao no Petera,+ ary eto ambonin’ity vatolampy ity+ no haoriko ny fiangonako, ka tsy haharesy azy ny vavahadin’ny Fasana.*