FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 24:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Ary halefako aminareo ilay nampanantenain’ny Raiko. Mijanòna anefa eto an-tanàna mandra-pahatongan’ny fotoana hahazoanareo* hery avy any amin’ny avo.”+

  • Jaona 15:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ho tonga ilay mpanampy hirahiko ho any aminareo avy any amin’ny Ray, dia ny fanahin’ny fahamarinana.+ Rehefa tonga io mpanampy avy any amin’ny Ray io, dia hanome porofo momba ahy.+

  • Jaona 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Lazaiko aminareo anefa fa tena mahasoa anareo ny handehanako, satria raha tsy mandeha aho, dia tsy ho tonga atỳ aminareo ilay mpanampy.+ Raha mandeha anefa aho, dia hirahiko ho atỳ aminareo izy.

  • Asan’ny Apostoly 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 I Jaona mantsy nanao batisa tamin’ny rano, fa ianareo kosa hatao batisa amin’ny fanahy masina,+ rehefa afaka andro vitsivitsy.”

  • Asan’ny Apostoly 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Niaraka teo amin’ny toerana iray daholo izy rehetra, tamin’ny Fetin’ny Pentekosta.+

  • Asan’ny Apostoly 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa, araka izay nampitenenan’ny fanahy azy.+

  • Romanina 8:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara