-
Jaona 7:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Dia hoy i Jesosy: “Mbola hiaraka kelikely aminareo aho, alohan’ny handehanako any amin’Ilay naniraka ahy.+
-
-
Jaona 14:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Kely sisa dia tsy hahita ahy intsony izao tontolo izao, fa ianareo no hahita ahy,+ satria velona aho dia ho velona ianareo.
-