FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Nanaraka azy teny lavidavitra teny foana anefa i Petera, hatrany an-tokotanin’ny mpisoronabe. Dia niditra izy ka niara-nipetrapetraka tamin’ny mpiasa an-trano teo, fa te hahita an’izay hiafaran’ilay raharaha.+

  • Marka 14:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Nanaraka teny lavidavitra teny anefa i Petera, hatrany an-tokotanin’ny mpisoronabe. Dia niara-nipetrapetraka tamin’ny mpiasa an-trano teo izy sady nitanina afo teo.+

  • Lioka 22:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Dia nosamborin’izy ireo izy ka nentiny+ nankao an-tranon’ny mpisoronabe. Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara