FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:57, 58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Ny olona nisambotra an’i Jesosy kosa nitondra azy tany amin’i Kaiafa+ mpisoronabe. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy tamin’izay.+ 58 Nanaraka azy teny lavidavitra teny foana anefa i Petera, hatrany an-tokotanin’ny mpisoronabe. Dia niditra izy ka niara-nipetrapetraka tamin’ny mpiasa an-trano teo, fa te hahita an’izay hiafaran’ilay raharaha.+

  • Marka 14:53, 54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Ary nentin’izy ireo nankany amin’ny mpisoronabe i Jesosy.+ Efa tafavory tany daholo ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ary ny mpanora-dalàna rehetra.+ 54 Nanaraka teny lavidavitra teny anefa i Petera, hatrany an-tokotanin’ny mpisoronabe. Dia niara-nipetrapetraka tamin’ny mpiasa an-trano teo izy sady nitanina afo teo.+

  • Jaona 18:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nanaraka an’i Jesosy i Simona Petera sy ny mpianatra iray fantatry ny mpisoronabe.+ Dia niditra tao an-tokotanin’ny mpisoronabe niaraka tamin’i Jesosy ilay mpianatra,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara