54 Dia nosamborin’izy ireo izy ka nentiny+ nankao an-tranon’ny mpisoronabe. Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny.+ 55 Rehefa nandrehitra afo teo afovoan’ny tokotany izy ireo ka niara-nipetraka teo, dia nipetraka teo niaraka tamin’izy ireo koa i Petera.+