FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Noho izany, dia homeko anjara miaraka amin’ny maro izy,

      Ka hifampizara babo miaraka amin’ny mahery.

      Fa nanome ny ainy izy ka maty mihitsy,+

      Ary natao ho anisan’ny mpandika lalàna.+

      Nitondra ny fahotan’ny olona maro koa izy,+

      Sady nanelanelana mba hahasoa an’ireo mpandika lalàna.+

  • Matio 27:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Dia niantsoantso mafy indray i Jesosy, dia tapitra ny ainy.+

  • Marka 15:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Niantsoantso mafy anefa i Jesosy dia tapitra ny ainy.*+

  • Lioka 23:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Dia niantsoantso mafy i Jesosy hoe: “Ray ô, ankiniko aminao* ny aiko.”+ Dia tapitra ny ainy,+ rehefa avy nilaza an’izany izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara