Asan’ny Apostoly 2:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia natahotra daholo ny olona, ary be dia be ny fahagagana* sy famantarana nataon’ny apostoly.+ Asan’ny Apostoly 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mbola nanao famantarana sy fahagagana* maro teo amin’ny vahoaka koa ny apostoly.+ Ary niara-nivory foana teo amin’ny Lala-mitafon’i Solomona+ izy rehetra.
12 Mbola nanao famantarana sy fahagagana* maro teo amin’ny vahoaka koa ny apostoly.+ Ary niara-nivory foana teo amin’ny Lala-mitafon’i Solomona+ izy rehetra.