-
Asan’ny Apostoly 6:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary tena nankasitrahan’Andriamanitra i Stefana sady nomeny hery be, ka nahavita fahagagana* sy famantarana lehibe teo amin’ny vahoaka.
-
-
Romanina 15:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Tsy hiresaka zavatra hafa aho, afa-tsy izay nataon’i Kristy tamin’ny alalako, mba hahatonga ny hafa firenena hankatò azy noho izay nolazaiko sy nataoko, 19 sy noho ny herin’ny famantarana sy ny zava-mahagaga*+ ary ny herin’ny fanahin’Andriamanitra. Vitako tsara àry ny nitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy,+ nanomboka tany Jerosalema sy ny manodidina ka hatrany Ilyrikiona.
-