FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 24:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Ento mivoaka ny toby ilay nanozona. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay olona izay rehetra nandre ny zavatra nolazainy. Hitora-bato azy ny vahoaka manontolo avy eo.+

  • Levitikosy 24:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa tsy maintsy vonoina ho faty izay miteny ratsy ny anaran’i Jehovah.+ Tsy maintsy mitora-bato azy ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana, na hafa firenena izy na teratany.

  • Matio 23:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 “Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ilay mpamono ny mpaminany sy mpitora-bato an’izay irahina ho any aminao!+ Impiry aho no te hanangona ny zanakao, hoatran’ny reniakoho manangona ny zanany ao ambany elany, nefa tsy nety ianareo.+

  • Jaona 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Mbola ho avy aza ny fotoana* hiheveran’izay mamono anareo+ hoe manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy rehefa manao an’izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara