-
Matio 10:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Rehefa enjehiny ao amin’ny tanàna iray ianareo, dia mandosira any amin’ny tanàna hafa.+ Fa lazaiko marina aminareo fa tsy ho voatetinareo daholo ny tanànan’ny Israely, mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.
-