FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 23:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Noho izany, dia maniraka mpaminany+ sy olon-kendry ary mpampianatra ampahibemaso+ ho any aminareo aho. Ny sasany hovonoinareo ho faty+ sy hofantsihanareo amin’ny hazo fijaliana, ary ny sasany hokaravasinareo+ ao amin’ny synagoganareo sy henjehinareo+ isan-tanàna.

  • Asan’ny Apostoly 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nankasitraka ny namonoana an’i Stefana i Saoly.+

      Tamin’izany andro izany, dia nenjehina mafy ny fiangonana tany Jerosalema, ka niparitaka nanerana ny faritr’i Jodia sy Samaria izy rehetra,+ afa-tsy ny apostoly.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara