Asan’ny Apostoly 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nahafaly ny rehetra ny tenin’izy ireo, ka nofidin’izy ireo i Stefana, lehilahy tena nanam-pinoana sy feno fanahy masina, sy Filipo,+ Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena, ary Nikoleo avy any Antiokia, ilay lasa nanaraka ny fivavahana jiosy.*
5 Nahafaly ny rehetra ny tenin’izy ireo, ka nofidin’izy ireo i Stefana, lehilahy tena nanam-pinoana sy feno fanahy masina, sy Filipo,+ Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena, ary Nikoleo avy any Antiokia, ilay lasa nanaraka ny fivavahana jiosy.*