-
Jaona 3:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nisy lehilahy iray anisan’ny Fariseo. Nikodemosy+ no anarany, ary mpitondra teo amin’ny Jiosy izy. 2 Tonga tao amin’i Jesosy izy rehefa alina,+ ka niteny taminy hoe: “Raby ô,+ fantatray fa mpampianatra nirahin’Andriamanitra ianao, satria tsy misy mahavita an’ireny famantarana+ nataonao ireny raha tsy ampian’Andriamanitra.”+
-