FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 10:10-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Noana be anefa izy ka te hihinan-kanina. Raha mbola teo am-pikarakarana sakafo ny olona, dia nahita fahitana i Petera.+ 11 Nahita ny lanitra nisokatra izy, ary nisy zavatra toy ny lamba rongony lehibe nidina avy any. Nampidinina tamin’ny zorony efatra ho etỳ an-tany ilay izy. 12 Nisy biby isan-karazany tao anatiny, dia biby manan-tongotra efatra sy biby mandady ary voro-manidina. 13 Nisy feo niteny taminy avy eo hoe: “Petera a, mitsangàna! Vonoy dia hano!” 14 Hoy anefa i Petera: “Sanatria, Tompo ô! Fa mbola tsy nihinan-javatra maloto sy tsy madio+ mihitsy aho.” 15 Dia niteny fanindroany taminy ilay feo hoe: “Aza ataonao intsony hoe maloto izay efa nodiovin’Andriamanitra.” 16 Ary nitranga fanintelony izany, dia nakarina avy hatrany tany an-danitra ilay izy avy eo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara