FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 17:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nandeha namakivaky an’i Amfipolia sy Apolonia izy ireo ka tonga tany Tesalonika.+ Nisy synagogan’ny Jiosy tany. 2 Dia niditra tao hoatran’ny fanaony+ i Paoly mba hitory tamin’izy ireo. Ary nandritra ny sabata telo izy no niezaka nandresy lahatra azy ireo, ka nampiasa ny Soratra Masina+ rehefa nanao an’izany.

  • Asan’ny Apostoly 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nandaha-teny* tao amin’ny synagoga+ i Paoly isaky ny sabata+ sady nandresy lahatra ny Jiosy sy ny Grika.

  • Asan’ny Apostoly 19:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia niditra tao amin’ny synagoga+ i Paoly ary sahy nitory tao nandritra ny telo volana. Nandaha-teny sy nandresy lahatra ny olona momba ny Fanjakan’Andriamanitra+ izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara