-
Daniela 8:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Belsazara Mpanjaka,+ dia nahita fahitana izaho Daniela, taorian’ilay hitako teo aloha.+ 2 Tao an-dapan’i* Sosana,*+ any amin’ny faritanin’i Elama+ aho, tamin’izaho nahita an’ilay fahitana. Dia nijery an’ilay fahitana aho, ary teo amoron’ny reniranon’i Olay aho tamin’izay.
-