FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 24:46, 47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 ka hoy izy: “Izao no efa voasoratra: Hijaly i Kristy, dia hitsangana amin’ny maty amin’ny andro fahatelo,+ 47 ary amin’ny anarany no hitoriana any amin’ny firenena rehetra+ ny fibebahana hahazoana famelan-keloka.+ Ary atomboka eto Jerosalema izany.+

  • Asan’ny Apostoly 5:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nasandratr’Andriamanitra ho eo ankavanany+ anefa izy, ka lasa Mpitarika Lehibe Indrindra+ sy Mpamonjy,+ mba hahafahan’ny Israely hibebaka sy hahazo famelan-keloka.+

  • Asan’ny Apostoly 10:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Izy no nambaran’ny mpaminany rehetra+ hoe izay mino azy dia hahazo famelan-keloka amin’ny anarany.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara