FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Niaritra ny mafy izy ka ho afa-po amin’izay hitany.

      Efa mahalala zavatra betsaka ny mpanompoko,+ dia ilay olo-marina,

      Ka hanampy olona be dia be ho lasa olo-marina.+

      Hozakainy koa ny fahadisoan’izy ireo.+

  • Romanina 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Romanina 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Heloka iray àry no nahatonga ny karazan’olona rehetra homelohina.+ Hoatr’izany koa fa ny fanamarinana nataon’ny olona iray no nahatonga ny karazan’olona rehetra+ hambara hoe olo-marina ka hahazo fiainana.+

  • Romanina 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Satria tsy lavorary ny olona,* dia izany no nahatonga ny Lalàna halemy,+ ka nisy zavatra tsy vitany.+ Izay tsy vitany anefa no nataon’Andriamanitra rehefa nirahiny ny Zanany+ ka nataony nitovy tamin’ny nofo mpanota,+ mba hanafoanana ny ota. Izany no nataony mba hanamelohana ny ota ao amin’ny nofo.

  • Hebreo 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nahatonga na inona na inona ho lavorary mantsy ny Lalàna.+ Ilay fanantenana tsara kokoa+ omen’Andriamanitra kosa no nahavita an’izany sy nahatonga antsika ho afaka hanatona azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara