20 Tsy misy olona* hambara ho marina eo anatrehan’Andriamanitra àry raha hoe mankatò lalàna fotsiny,*+ satria natao fotsiny hahafantarana tsara ny atao hoe ota ny lalàna.+
11 Raha nahatonga ny olona ho lavorary àry ny fisoronan’ny Levita+—satria anisan’ilay Lalàna nomena ny vahoaka izy io—dia inona indray no ilana hanendrena mpisorona hafa lazaina hoe hoatran’i Melkizedeka,+ fa tsy hoatran’i Arona?