-
Asan’ny Apostoly 11:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Tamin’izay dia tadidiko ny tenin’ny Tompo, izay nilaza matetika hoe: ‘I Jaona nanao batisa tamin’ny rano,+ fa ianareo kosa hatao batisa amin’ny fanahy masina.’+ 17 Nomen’Andriamanitra fanomezana maimaim-poana isika satria nino an’i Jesosy Kristy Tompo. Koa raha nomen’Andriamanitra an’izany fanomezana izany koa izy ireo, dia iza moa aho no hahasakana an’Andriamanitra?”+
-