-
Genesisy 35:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary hoy i Jakoba tamin’ny ankohonany sy izay rehetra niaraka taminy: “Ario ny andriamani-kafa any aminareo,+ ary diovy ny tenanareo, dia soloy ny akanjonareo.
-
-
1 Korintianina 10:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Koa andosiro ny fanompoan-tsampy,+ ry malala.
-