Levitikosy 19:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “‘Aza mankany amin’ny mpamoha angatra+ na maka hevitra amin’ny mpilaza ny hoavy,+ sao ho voaloton’ireny ianareo. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Levitikosy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Raha misy olona mivadika amiko* satria lasa maka hevitra any amin’ny mpamoha angatra+ na any amin’ny mpilaza ny hoavy,+ dia tena hanameloka an’izany olona izany aho ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+
31 “‘Aza mankany amin’ny mpamoha angatra+ na maka hevitra amin’ny mpilaza ny hoavy,+ sao ho voaloton’ireny ianareo. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
6 “‘Raha misy olona mivadika amiko* satria lasa maka hevitra any amin’ny mpamoha angatra+ na any amin’ny mpilaza ny hoavy,+ dia tena hanameloka an’izany olona izany aho ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+