-
Jaona 19:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Izany no nahatonga an’i Pilato hitady fomba hanafahana azy foana. Niantsoantso anefa ny Jiosy hoe: “Tsy naman’i Kaisara ianao raha afahanao io, satria manohitra an’i Kaisara izay milaza ny tenany hoe mpanjaka.”+
-