Asan’ny Apostoly 16:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia tonga tany Derbe i Paoly, ary avy eo izy nankany Lystra.+ Nisy mpianatra atao hoe Timoty+ tao. Zanaka vehivavy jiosy mpino izy io, fa Grika kosa ny rainy. 2 Tsara laza teo amin’ireo rahalahy tany Lystra sy Ikonioma izy. 1 Tesalonianina 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 fa nirahinay i Timoty,+ rahalahinay sady mpanompon’Andriamanitra* mitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy. Nirahinay izy mba hanatanjaka* sy hampahery anareo, dia hatanjaka ny finoanareo.
16 Dia tonga tany Derbe i Paoly, ary avy eo izy nankany Lystra.+ Nisy mpianatra atao hoe Timoty+ tao. Zanaka vehivavy jiosy mpino izy io, fa Grika kosa ny rainy. 2 Tsara laza teo amin’ireo rahalahy tany Lystra sy Ikonioma izy.
2 fa nirahinay i Timoty,+ rahalahinay sady mpanompon’Andriamanitra* mitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy. Nirahinay izy mba hanatanjaka* sy hampahery anareo, dia hatanjaka ny finoanareo.