FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 2:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa tsy zavatra etỳ ivelany no maha Jiosy ny Jiosy,+ ary ny famorana+ koa tsy zavatra etỳ ivelany, na hoe eo amin’ny nofo. 29 Fa izay ao anatin’ny fo no maha Jiosy ny Jiosy,+ ary ny fony no voafora+ ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny lalàna voasoratra.+ Koa Andriamanitra, fa tsy ny olona, no hidera azy.+

  • 1 Korintianina 7:18-20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Misy efa voafora ve tamin’izy nantsoina?+ Aoka izy tsy hanafoana ny famorana natao taminy. Misy tsy voafora ve tamin’izy nantsoina? Aoka izy tsy hoforana.+ 19 Tsy misy dikany ny hoe voafora ary tsy misy dikany ny hoe tsy voafora,+ fa ny mankatò ny didin’Andriamanitra no tena zava-dehibe.+ 20 Na hoatran’ny ahoana na hoatran’ny ahoana ny tsirairay tamin’izy nantsoina, dia aoka izy hijanona hoatr’izany foana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara