FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Aoka hoforana ho an’i Jehovah ianareo,

      Ary forao ny fonareo,+

      Ry fokon’i Joda sy ry mponin’i Jerosalema,

      Sao hirehitra toy ny afo ny fahatezerako

      Ka hiredareda nefa tsy hisy hamono,

      Noho ny ratsy nataonareo.”+

  • Asan’ny Apostoly 7:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 “Ry olona mafy loha, sady tsy voafora fo sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary toy ny nataon’ny razambenareo ihany no ataonareo.+

  • Filipianina 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa isika no tena voafora,+ satria manao fanompoana masina amin’ny alalan’ny fanahin’Andriamanitra, ary i Kristy Jesosy+ no reharehantsika. Tsy miantehitra amin’ny nofo isika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara