Asan’ny Apostoly 24:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hitanay mantsy fa mpanakorontana* io lehilahy io,+ ka ampirisihiny hikomy amin’ny fanjakana+ ny Jiosy rehetra manerana ny tany,* ary izy no mitarika an’ilay sektan’ny Nazareanina.+ 6 Nitady hanazimbazimba ny tempoly koa izy ka nosamborinay.+
5 Hitanay mantsy fa mpanakorontana* io lehilahy io,+ ka ampirisihiny hikomy amin’ny fanjakana+ ny Jiosy rehetra manerana ny tany,* ary izy no mitarika an’ilay sektan’ny Nazareanina.+ 6 Nitady hanazimbazimba ny tempoly koa izy ka nosamborinay.+