FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Galatianina 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tena mpanaraka ny Fivavahan’ny Jiosy hiringiriny aho, mihoatra noho ny ankamaroan’ny olona nitovy taona tamiko teo amin’ny fireneko. Nafana fo be nanaraka ny fampianarana nolovako avy tamin’ny razambeko mantsy aho.+

  • Filipianina 3:4-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha misy olona tena manana antony ianteherana amin’ny nofo, dia izaho.

      Ary raha misy mieritreritra hoe afaka miantehitra amin’ny nofo, dia izaho mbola mihoatra noho izy. 5 Noforana tamin’ny andro fahavalo+ mantsy aho, avy tamin’ny firenen’Israely, avy tamin’ny fokon’i Benjamina, Hebreo nateraky ny Hebreo,+ ary Fariseo+ raha ny lalàna no resahina. 6 Raha ny hafanam-po no resahina, dia nanenjika ny fiangonana+ aho, ary raha ny amin’ny fankatoavana an’izay lazain’ny lalàna hoe marina, dia hita hoe tsy nisy tsiny aho.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara