-
Asan’ny Apostoly 18:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Rehefa nidina avy tany Makedonia i Silasy+ sy Timoty,+ dia nifantoka tanteraka tamin’ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra i Paoly, ka nitory tamin’ny Jiosy mba hanaporofoana fa i Jesosy no Kristy.+ 6 Nanohitra azy foana anefa ny Jiosy sady nanevateva azy, ka nakopak’i Paoly ny akanjony,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanareo.*+ Afaka adidy* aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”
-