2 Korintianina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny zava-drehetra anefa dia avy amin’Andriamanitra, izay nampihavana anay taminy tamin’ny alalan’i Kristy.+ Ary nomeny fanompoana fampihavanana+ izahay, Efesianina 3:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izany dia mifanaraka amin’ilay fikasany hatrizay hatrizay* momba an’i Kristy,+ dia i Jesosy Tompontsika. 12 Izy no mahatonga antsika ho sahy miteny, sy ho afaka hanatona an’Andriamanitra+ amin-toky noho isika mino azy.* Hebreo 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy.
18 Ny zava-drehetra anefa dia avy amin’Andriamanitra, izay nampihavana anay taminy tamin’ny alalan’i Kristy.+ Ary nomeny fanompoana fampihavanana+ izahay,
11 Izany dia mifanaraka amin’ilay fikasany hatrizay hatrizay* momba an’i Kristy,+ dia i Jesosy Tompontsika. 12 Izy no mahatonga antsika ho sahy miteny, sy ho afaka hanatona an’Andriamanitra+ amin-toky noho isika mino azy.*
19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy.