FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Efesianina 2:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny nofony no nanafoanany an’ilay nahatonga antsika roa tonta ho mpifahavalo, dia ny Lalàna misy didy maro. Tiany ho lasa olom-baovao iray+ ihany sy hihavana mantsy isika roa tonta, izay samy tafaray aminy. 16 Tiany koa ny hampihavana tanteraka antsika amin’Andriamanitra, amin’ny alalan’ny hazo fijaliana.*+ Dia ho lasa vatana iray ihany isika, satria efa nofoanany tamin’izy maty ilay zavatra nahatonga antsika ho mpifahavalo.+

  • Kolosianina 1:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tian’Andriamanitra hanana ny toetrany rehetra amin’ny fomba feno mantsy i Kristy.+ 20 Tamin’ny alalan’i Kristy koa, izany hoe tamin’ny alalan’ny ra+ nalatsany teo amin’ny hazo fijaliana,* no nampihavanan’Andriamanitra ny zavatra hafa rehetra aminy,+ na ny zavatra etỳ an-tany na ny zavatra any an-danitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara