2 Korintianina 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 dia ny hanambara fa nampiasain’Andriamanitra i Kristy mba hahatonga an’izao tontolo izao hihavana aminy,+ ka nodiany tsy hita* ny fahadisoan’izy ireo.+ Ary nankininy taminay ny fitoriana ny hafatra momba ny fampihavanana.+ Efesianina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
19 dia ny hanambara fa nampiasain’Andriamanitra i Kristy mba hahatonga an’izao tontolo izao hihavana aminy,+ ka nodiany tsy hita* ny fahadisoan’izy ireo.+ Ary nankininy taminay ny fitoriana ny hafatra momba ny fampihavanana.+