FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 1:18-20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia inona no vokany? Izao ihany: Na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana, na amim-pihatsarambelatsihy na amim-pahatsorana, dia torina foana i Kristy, ka izany no mahafaly ahy. Ary ho faly foana koa aza aho, 19 satria fantatro fa hovonjena aho noho ny fitalahoanareo+ sy noho ny fanampian’ny fanahin’i Jesosy Kristy.+ 20 Tena matoky sy manantena mantsy aho fa tsy ho menatra mihitsy ka ho sahy hiteny. Matoky koa aho fa homena voninahitra amin’ny alalako* i Kristy amin’izao, hoatran’ny hatramin’izay, na velona aho na maty.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara