2 Korintianina 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Afaka manampy anay koa ianareo rehefa mitalaho amim-bavaka ho anay.+ Amin’izay dia betsaka no ho afaka hisaotra an’Andriamanitra noho ny aminay, noho izahay nahazo fanampiana ho valin’ny vavaka nataon’ny maro.+
11 Afaka manampy anay koa ianareo rehefa mitalaho amim-bavaka ho anay.+ Amin’izay dia betsaka no ho afaka hisaotra an’Andriamanitra noho ny aminay, noho izahay nahazo fanampiana ho valin’ny vavaka nataon’ny maro.+